Tondroy molotra, ho afa-baraka, izay tompon’andraikitra mpamosavy
Ity Tondroy molotra ity dia Teny Gasy nosoratako, ny 15 desambra 2022, ho an’ny gazety Tia Tanindrazana . Telo taona katroka aty aoriana, indro izy ity mifanindran-dalana amin’ilay Mamalan-kira vao telo andro lasa : Tany halatra, trano halatra, fiara halatra, fanaka halatra, fandrantoana fianarana...